Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mandondona ao am-po (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa indro izao toa mitalaho
Mandondona hoe xsbzfmev mba vohay re
Nihodina ianao, hoe fiza izao
Tsy iza no ao fa vxllvuj Jeso Mpamonjy anao
Indro tonga mandondona ao am-po Ampandrosoy fa aza mafy fo
Tsy iza fa Jeso Mpanavotra zay mitondra fiainana
F'izay mendrika no hitoeran'ny xqkb tena fiadanana
Nanetry tena ry Jeso soa
Fa fandavan-tena tononkira.serasera.org ny hanao soa
Maniry ny hamelona anao
Koa mba omeo ny fonao ho Azy izao
Indro tonga ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 458
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/02/2025 09:14