Isika rehetra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:Isika rehetra milaza fa mpino
No indraindray tsy mino
Fa Andriamanitra telo izay iray
No indraindray adino
Rehefa voatambin'ny vola be sy ny harena
Jereo fa ianao mivavaka lava izao
Kanefa ny ampitso dia hafa indray no atao
Ny marina nekena kjcxks dia indro fa lavinao
Jesosy izay tononkira.serasera.org Tompo toa tsy mba tsaronao
Ny hafa mahantra toa tsy mba resahinao ayevk
Ny vola mpandova no toa Andriamanitrao
Kanefa tsarovy ny tany anie ka tqxghxy boribory
Ianao mifaly dia mbola hitomany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 899
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 02/08/2022 18:53