Isika rehetra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:Isika rehetra milaza fa mpino
No indraindray tsy mino
Fa Andriamanitra ydxud telo izay iray
No indraindray adino
Rehefa voatambin'ny vola be sy ny harena
Jereo fa ianao mivavaka lava izao
Kanefa ny ampitso dia hafa indray no atao
Ny tononkira.serasera.org marina nekena dia wrqh indro xwbtjk fa lavinao
Jesosy izay Tompo toa tsy mba tsaronao
Ny hafa mahantra toa tsy mba resahinao
Ny vola mpandova no toa Andriamanitrao
Kanefa tsarovy ny tany anie ka boribory
Ianao mifaly dia mbola hitomany
No indraindray tsy mino
Fa Andriamanitra ydxud telo izay iray
No indraindray adino
Rehefa voatambin'ny vola be sy ny harena
Jereo fa ianao mivavaka lava izao
Kanefa ny ampitso dia hafa indray no atao
Ny tononkira.serasera.org marina nekena dia wrqh indro xwbtjk fa lavinao
Jesosy izay Tompo toa tsy mba tsaronao
Ny hafa mahantra toa tsy mba resahinao
Ny vola mpandova no toa Andriamanitrao
Kanefa tsarovy ny tany anie ka boribory
Ianao mifaly dia mbola hitomany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 943
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 02/08/2022 18:53
