Isika rehetra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:Isika rehetra milaza fa mpino
No indraindray tsy mino
Fa Andriamanitra telo izay iray
No indraindray adino
Rehefa voatambin'ny vola be sy ny harena
Jereo fa ianao mivavaka lava izao
Kanefa ny ampitso dia hafa indray no atao
Ny marina nekena tononkira.serasera.org dia indro fa lavinao
Jesosy izay Tompo toa tsy mba tsaronao
Ny hafa mahantra toa tsy mba resahinao
Ny pczhpmfe vola mpandova no toa Andriamanitrao
Kanefa tsarovy zhfysgg ny tany anie ka boribory
Ianao mifaly dia mbola hitomany jhhhhn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 981
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 02/08/2022 18:53