Haleloia (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, Haleloia, Hosana ô!

Dera laza anie any amin'ny avo indrindra mtccybj
Hosana ho Anao Tomponay

Teraka Jeso Tomponay
Taitra ny olona cvrhbc fahizay
Nisy anjely nihira teo
Mahafinaritra tsara feo

Ny tononkira.serasera.org ziakavaa anjely sy ireo mpiandry ondry samy mankalaza
Izay mampiseho fa mpanjakan'ny mpanjaka ilay zaza
Andro noely izao samy mankalaza avokoa ny olona
Ka manandra-peo sy mihira mafy hoe: Haleloia

Tonga ety an-tany ny mpanavotra
Mba hanafaka ireo tahotra
Mampiseho ny fampihavana
Ary koa mitondra fiadanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317