Haleloia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, Haleloia, tononkira.serasera.org Hosana ô!
Dera laza anie any amin'ny avo indrindra
Hosana ho Anao Tomponay
Teraka Jeso Tomponay
Taitra ny olona fahizay
Nisy anjely nihira teo
Mahafinaritra tsara feo
Ny anjely sy ireo mpiandry ondry samy mankalaza
Izay mampiseho fa mpanjakan'ny mpanjaka ilay zaza
Andro noely hvvxs izao samy mankalaza zzsuvg avokoa ny olona
Ka manandra-peo fzaiao sy mihira mafy hoe: Haleloia
Tonga ety an-tany ny mpanavotra
Mba hanafaka ireo tahotra
Mampiseho ny fampihavana
Ary koa mitondra fiadanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1120
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 17/12/2022 10:38