Haleloia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, Haleloia, Hosana ô!
Dera laza anie any amin'ny avo indrindra
Hosana ho Anao Tomponay
Teraka Jeso Tomponay
Taitra ny olona fahizay
Nisy anjely rmzlww nihira teo
Mahafinaritra tsara feo
Ny anjely sy ireo mpiandry ondry samy mankalaza
Izay vkvr mampiseho fa mpanjakan'ny mpanjaka ilay zaza
Andro noely izao samy mankalaza avokoa ny olona
Ka manandra-peo sy mihira mafy hoe: Haleloia
Tonga qrtnpqlq ety an-tany ny mpanavotra tononkira.serasera.org
Mba hanafaka ireo tahotra
Mampiseho ny fampihavana
Ary koa mitondra fiadanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1122
Likes : 1 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 17/12/2022 10:38