Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fandalovana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana izao tontolo izao
Tsy rsndapp maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sondriana frpfmwrp koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa tononkira.serasera.org an'i Jeso
Na ny vony eny an- tsaha
Магеvaka mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo sy finaritra
Na ny haingo fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza wdpbeaw Sy ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
Tsy rsndapp maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sondriana frpfmwrp koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa tononkira.serasera.org an'i Jeso
Na ny vony eny an- tsaha
Магеvaka mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo sy finaritra
Na ny haingo fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza wdpbeaw Sy ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 565
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/05/2025 21:37
