Fandalovana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana izao tontolo gxblrnb izao
Tsy maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sondriana koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa an'i Jeso
Na ny tononkira.serasera.org vony eny an- tsaha
Магеvaka wubxo mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo sy finaritra
Na ny haingo fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza Sy yrje ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
Tsy maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sondriana koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa an'i Jeso
Na ny tononkira.serasera.org vony eny an- tsaha
Магеvaka wubxo mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo sy finaritra
Na ny haingo fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza Sy yrje ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 434
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/05/2025 21:37
