Fandalovana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana izao tontolo izao
Tsy maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sdej sondriana koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa an'i Jeso
Na ny vony eny an- tsaha
Магеvaka mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa tononkira.serasera.org miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo khdpf sy finaritra
Na ny haingo vifq fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza Sy ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
Tsy maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sdej sondriana koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa an'i Jeso
Na ny vony eny an- tsaha
Магеvaka mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa tononkira.serasera.org miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo khdpf sy finaritra
Na ny haingo vifq fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza Sy ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 476
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/05/2025 21:37
