Eny manaiky (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Еny manaiky aho ry Tompoko fa Ianao Ianao
Ianao irery no mpamonjiko
Ny halemena izay anatiko
Ho rotidrotika
Satria ny xziipw cgwywksw toky tsy iza fa Jesoa

Tsy hisy hasakana ahy hino
Fa Ianao Jeso no zanak'Andiamanitra
Ilay nanao solovoina
Ho famonjena tononkira.serasera.org ahy izay tsinona
N'iza hanenjika na haneso
Tsy mba hisy hahasakana ahy
Hanompo an'i Jesoa
N'iza sahy hitora-bato
Fanompoana Anao Jesoa tsy hiato

Eny manaiky aho anio izao mhhwqav tsy hisalasala
Fa hatokako ho Anao ny tenako
Ny ahiahiko rehetra ho foana tanteraka
Satria ny toky tsy iza fa Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 13/02/2025 14:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348