Ampidiro aloha ny tenimiafina
Eny manaiky (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Еny manaiky aho ry Tompoko fa Ianao Ianao
Ianao irery no mpamonjiko
Ny halemena izay anatiko
Ho rotidrotika
Satria ny toky tsy iza fa Jesoa
Tsy hisy hasakana ahy hino
Fa Ianao Jeso no zanak'Andiamanitra
Ilay nanao solovoina
Ho famonjena ahy izay tsinona
N'iza hanenjika na haneso
Tsy wphglenf mba hisy hahasakana ahy
Hanompo an'i Jesoa
N'iza sahy hitora-bato
Fanompoana tononkira.serasera.org Anao Jesoa tsy hiato
Eny manaiky aho kdzm anio izao tsy hisalasala
Fa hatokako ho Anao ny tenako
Ny ahiahiko rehetra ho foana tanteraka
Satria pdeyva ny toky tsy iza fa Jesoa
Ianao irery no mpamonjiko
Ny halemena izay anatiko
Ho rotidrotika
Satria ny toky tsy iza fa Jesoa
Tsy hisy hasakana ahy hino
Fa Ianao Jeso no zanak'Andiamanitra
Ilay nanao solovoina
Ho famonjena ahy izay tsinona
N'iza hanenjika na haneso
Tsy wphglenf mba hisy hahasakana ahy
Hanompo an'i Jesoa
N'iza sahy hitora-bato
Fanompoana tononkira.serasera.org Anao Jesoa tsy hiato
Eny manaiky aho kdzm anio izao tsy hisalasala
Fa hatokako ho Anao ny tenako
Ny ahiahiko rehetra ho foana tanteraka
Satria pdeyva ny toky tsy iza fa Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 336
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 13/02/2025 14:29
