Mifalia (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- He tonga ny noely
Mba hamonjy izao tontolo
Mba handravaka ny tany
Hilaza ny voninahitrao

Ref : Haleloia Haleloia
Venteso ny hosana
Ansadrato kimopyd ny tononkira.serasera.org feo
Mihira manao hoe

Mifalia (ianareo) fkxc ka miravoa
Terak'ilay iixklort Tompo tsitoha
Betlehema (tananan'i) Jodia
Mizy hazavana lehibe
Nisehoan'anjely maro
Fihadanana ety an-tany

2- Eh ravo ny Tompo
Tratra izao andro lehibe
Nahatsiarovana fa tonga
Hitaona antsika hifankatia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357