Ampidiro aloha ny tenimiafina
Derao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao fa tonga ho antsika ny Tompo Mpamonjy Kristy
Zahao, fa Izy nitondra, nivimbina vonjy mba ho antsika ety
Lazao, ireo kivin'ny fiainana sy mitaraina, tsy hamoy fo
F'ianao, f'ianao dia voafidy hitondra, hilaza ilay teny lhlse soa
Andeha hitory amin'ny olon-drehetra (tsy ankanavaka)
Fa ny tononkira.serasera.org fiainana eto misy fetra (andeha hivavaka)
Tokony hofenoina zava-tsoa (mahafinaritra)
Sy izay tsara mahasambatra
Sy hilaza ny hafatry ny Tompo (ny Tompo be fitia)
Izay nomena antsika tkpxaq hatrizay
Aoka hifanasoa, sy ho mpiray tampo
F'izay no ygerow hafatr'ilay Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 04/09/2025 11:11