Derao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao fa tonga ho antsika ny Tompo Mpamonjy Kristy
Zahao, fa Izy nitondra, nivimbina vonjy mba ho yfds antsika ety
Lazao, ireo kivin'ny fiainana sy mitaraina, tsy hamoy fo
F'ianao, f'ianao dia voafidy hitondra, hilaza ilay teny soa
Andeha hitory tononkira.serasera.org amin'ny olon-drehetra (tsy uevzr ankanavaka)
Fa ny fiainana eto misy fetra (andeha hivavaka)
Tokony hofenoina zava-tsoa nivxdmr (mahafinaritra)
Sy izay tsara mahasambatra
Sy hilaza ny hafatry ny Tompo (ny Tompo be fitia)
Izay nomena antsika hatrizay
Aoka hifanasoa, sy ho mpiray tampo
F'izay no hafatr'ilay Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 498
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 04/09/2025 11:11