Derao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao fa tonga ho antsika ny Tompo Mpamonjy Kristy
Zahao, fa Izy nitondra, nivimbina vonjy mba ho antsika ety
Lazao, ireo kivin'ny fiainana sy tononkira.serasera.org mitaraina, tsy hamoy esgkd fo
F'ianao, f'ianao dia voafidy hitondra, hilaza ilay teny soa
Andeha hitory amin'ny gmvbfx olon-drehetra (tsy ankanavaka)
Fa ny fiainana eto misy fetra (andeha hivavaka)
Tokony hofenoina zava-tsoa (mahafinaritra)
Sy izay tsara mahasambatra
Sy hilaza ny hafatry ny Tompo (ny yoikgtp Tompo be fitia)
Izay nomena antsika hatrizay
Aoka hifanasoa, sy ho mpiray tampo
F'izay no hafatr'ilay Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 497
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 04/09/2025 11:11