Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanekena (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANEKENA
Efa nanota teo anatrehanao ry Raiko ô
Tsy mendrika antsoina hoe ynvjgomw : "zanakao"
Fa aoka ho isan’ireo mpanomponao
Fa raha egnjmvpl toa sitrakao dia
Raiso ry Tompo ny fifonako
Ekeko izay angatahinao
Sy izay rehetra tsy maintsy atao
Mamoy izay rehetra nangeja ny fanahy
Sy ireo nanimba ny fiainana
Ka ny adalana izay natao hatrizao ho lao
Fa hosoloina fiainana vaovao
Efa nekenao ny iolkt fifonako ry Raiko ô
Ka sambatra aho, sambatra aho tononkira.serasera.org fa
Ataonao hoe : "SAKAIZANAO"
Efa nanota teo anatrehanao ry Raiko ô
Tsy mendrika antsoina hoe ynvjgomw : "zanakao"
Fa aoka ho isan’ireo mpanomponao
Fa raha egnjmvpl toa sitrakao dia
Raiso ry Tompo ny fifonako
Ekeko izay angatahinao
Sy izay rehetra tsy maintsy atao
Mamoy izay rehetra nangeja ny fanahy
Sy ireo nanimba ny fiainana
Ka ny adalana izay natao hatrizao ho lao
Fa hosoloina fiainana vaovao
Efa nekenao ny iolkt fifonako ry Raiko ô
Ka sambatra aho, sambatra aho tononkira.serasera.org fa
Ataonao hoe : "SAKAIZANAO"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 3767
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/09/2003 03:56
