ANJOMARA-Anosivavaka
Nampiditra :
Tamin'ny : 04/09/2003 23:20:02
Mombamomba :
Ny ANJOMARA-Anosivavaka dia ny antoko mpihira ao amin'ny FJKM Anosivavaka-Ambohimanarina, niorina tamin'ny 13 febroary 1966.
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- AKAIKINAO ANDRIAMANITRA O
- Akaikinao, Andriamanitra ô !
- Andriamanitra ve no mandao ?
- Ao Aminao
- AVIA RY ONDRIKO
- Aza manamafy
- Fanekena
- Hiara-mandeha
- JESOSY FANAPERANA
- MAHAIZA MIFAMELA
Hevitra mandeha
pisokoel (26/04/2009 12:22:43)
Salut daoly ry Anjomara a
mafinaritra e mba efa mivotra tsika zany mampahery toko ny hira tena malaelo anareo anjomara tokoa mba te hiverina mafy any fa tsy afa manotra e any volana any taona mety mbola hiverina iany mazoto mandrakariva @ asan'ny Tompo e ny namanareo tsy manadino
Henipitia (30/10/2008 11:25:07)
Manao aona daoly e,ay ve tato nisy an zao e,efa firy mois passé za vô nahita.mahafinaritra e.Mazoto manao ny asan'ny Tompo dia mifankatiava tsara daholo.Ay misy ahatsiarovana ny Anjomara kay na any an-tany lavitra aza
manosy (10/06/2008 19:54:27)
Marina izany beloha a tsy fantatro izay tena anaranao nefa fantapatatro. Izay mihitsy ny Tompo no jury amin'ny fiainanatsika ry ho azy daholo ny zavatra ataontsika rehetra ary mba mazotoa mifanotratra e
beloha33 (11/04/2008 05:42:07)
ny antsika lesy d concours foana ny fianantsika eo anatrehan'Andriamanitra ka izy no Jury...isaky ny Antsam-panahy atontsika d prouve tsika foana fa ....
manosy (03/01/2008 15:04:04)
Aona ry zala a MANOVO iany ty e hay ve misy antony any @ NIRY any ambany vohitra any e!!! d aona r FAFAH a sa tsy ela io le NIRY a hitondranany carte postale toi rehefa any Paris zahay sa ahoana hihihi!! samy ho tahian'ny Tompo daholo ze mifnoratra eny iany
fanomezantsoa (08/06/2007 14:10:15)
fa andeha aninona hoany manakarai niry e!
fanomezantsoa (08/06/2007 14:09:54)
fa andeha aninona hoany manakarai niry e!
zoul (27/04/2007 02:14:28)
tena handroso tokoa moa io anjomara io raha toa ka ohatranao daholo ny mpikambana ao satria tena tafita mihintsy ny hafatra e ,mba hiezaka koa ny slk anosivavaka mba hampiditra hira e (zo slk vadin'i saholy2)
caprio (16/04/2007 23:13:55)
De mirary soa mandrankariva ho antsika ANJOMARA-Anosivavaka rehetra de mba asio sary mba jerenay aty an-tany lavitra e!de ho an'i Niry2,aza manadao fa mba tohano mandrankariva ny ANJOMARAN-tsika e
niry2 (13/04/2007 09:59:10)
manentana anareo mpankafy Anjomara mba hazoto ijery tononkira ao e!tena tsara anie io Anjomara io e!