Fanekena (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bccakl FANEKENA
Efa nanota teo anatrehanao ry Raiko ô
Tsy mendrika antsoina hoe : runmeucw "zanakao"
Fa aoka ho isan’ireo mpanomponao
Fa raha toa sitrakao dia
Raiso ry Tompo ny fifonako
Ekeko izay angatahinao
Sy izay rehetra tsy maintsy atao
Mamoy izay rehetra nangeja ny fanahy
Sy ireo cgklxhck nanimba ny fiainana
Ka ny adalana izay natao hatrizao ho lao
Fa hosoloina fiainana vaovao
Efa nekenao ny fifonako ry tononkira.serasera.org Raiko ô
Ka sambatra aho, sambatra aho fa
Ataonao hoe : "SAKAIZANAO"
Efa nanota teo anatrehanao ry Raiko ô
Tsy mendrika antsoina hoe : runmeucw "zanakao"
Fa aoka ho isan’ireo mpanomponao
Fa raha toa sitrakao dia
Raiso ry Tompo ny fifonako
Ekeko izay angatahinao
Sy izay rehetra tsy maintsy atao
Mamoy izay rehetra nangeja ny fanahy
Sy ireo cgklxhck nanimba ny fiainana
Ka ny adalana izay natao hatrizao ho lao
Fa hosoloina fiainana vaovao
Efa nekenao ny fifonako ry tononkira.serasera.org Raiko ô
Ka sambatra aho, sambatra aho fa
Ataonao hoe : "SAKAIZANAO"
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANJOMARA-AnosivavakaVisites : 3811
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/09/2003 03:56
