Ao Aminao (ANJOMARA-Anosivavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ANJOMARA-Anosivavaka dia ny antoko mpihira ao amin’ny FJKM Anosivavaka-Ambohimanarina sgbdt (Antananarivo), niorina tamin’ny 13 febroary 1966.
Ity hira ity dia ao anatin’ny K7/CD vol.2 nivoaka tamin’ny shwkbyf taona 2001.

AO AMINAO
Feony : Rakotoarison Désiré
Tonony : Andriamaheninjafy Solofo

1. Injao onjam-panahy, mandòna ny fo,
Feo mibitsika mora mitaona ahy yucsj izao
Mba hiverina indray ao am-balan’ny tononkira.serasera.org Ray,
Honina ao mandrakizay.

Mpiandry tsara ô, vohay hidirako indray
Ho ao Aminao, ho ao Aminao.
Ao Aminao no misy ny soa
Ho an’izay madio am-po.

2. Ao am-balany ao ny ondry nania
No mitoetra sy mandry fa lavi-manjo,
Ka matoky fa hay ny ondry mamin’ny Ray
Honina ao mandrakizay.

Mpiandry tsara ô, vohay hidirako indray
Ho ao Aminao, ho ao Aminao.
Ao Aminao no misy ny soa
Ha an’izay madio am-po.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397