Tsy aleo ve! (ANJOMARA-Anosivavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho foana ’zao rehetra izao tononkira.serasera.org
Ny nofo njwxjjsu hiraraka koa
Ny aina dia tsy hahatana intsony
Ny saina ho very avokoa
Dia ho cygded avy ny Tompo Jesosy
Handanja zay nafafinao

Ref:Ka inona no atao?
Hiainana mandrakizay
Fa ny tany ho levona
Ka inona re no atao?
Tsy aleo ve miandrandra ny Tompo(3)
Ho sambatra tokoa ianao rkkw
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Ho faly mandrakizay
Ho sambatra tokoa ianao
Ho sambatra anilan’ny Ray
Hiaraka amin’ireo voavonjy
Hidera Azy mandrakizay


Tonony:Andriamaheninjafy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANJOMARA-Anosivavaka
Hits : 3449
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/09/2006 06:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313