TSY TRATRY NY SAINA (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tratry ny saina ny herinao ry Tompo ô
Fa fandresena ptfbsa ho an’izay mino sy famonjena ireo izay very koa
Tsy tratry ny saina ny fitiavanao anay
Fa fitiavana izay miantso anay
Mba hitiavanay ny manodidina tononkira.serasera.org anay
Misaotra anao fa tsy nafeninao anay
Izay sitrakao atao
Fa fiainana vaovao sy masina
No omenao izay reheatra tia anao
Tsy tratry ny fanahy ny hamasinanao ry Tompo ujkx ô
Kanefa he izay manatona epfhupwe anao
Tsy lavinao fa manantena aina vao
Fa fandresena ptfbsa ho an’izay mino sy famonjena ireo izay very koa
Tsy tratry ny saina ny fitiavanao anay
Fa fitiavana izay miantso anay
Mba hitiavanay ny manodidina tononkira.serasera.org anay
Misaotra anao fa tsy nafeninao anay
Izay sitrakao atao
Fa fiainana vaovao sy masina
No omenao izay reheatra tia anao
Tsy tratry ny fanahy ny hamasinanao ry Tompo ujkx ô
Kanefa he izay manatona epfhupwe anao
Tsy lavinao fa manantena aina vao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANJOMARA-AnosivavakaVangy : 3038
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : manosy
Daty : 03/01/2008 16:14
