Fanekena (ANJOMARA-Anosivavaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANEKENA

Efa nanota teo tononkira.serasera.org anatrehanao ry Raiko ô
Tsy wwyuvj mendrika antsoina hoe : "zanakao"
Fa aoka ho isan’ireo mpanomponao
Fa raha toa sitrakao dia
Raiso ry Tompo ny fifonako
Ekeko izay angatahinao
Sy izay rehetra tsy maintsy atao

Mamoy izay rehetra nangeja ny aylrjiym fanahy
Sy ireo nanimba ny fiainana
Ka ny kqhrmfea adalana izay natao hatrizao ho lao
Fa hosoloina fiainana vaovao

Efa nekenao ny fifonako ry Raiko ô
Ka sambatra aho, sambatra aho fa
Ataonao hoe : "SAKAIZANAO"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303