You are here: home > Tononkira > ANJOMARA-Anosivavaka

Hiara-mandeha (ANJOMARA-Anosivavaka)

1/Hiara-mandeha Aminao hatrizao
Jeso no iriko tokoa
O!raiso ny tanako hatsotra Aminao
Fa atolotro ny fo

2/Hiara-miasa Aminao hatrizao
Hitady ireo zay very koa
Ka hanana fo antra toy ny Anao
Hanarina ny eTsiky dia ampyfa voa

3/Hiara-mitondra Aminao hatrizao
Ny hazofijaliana
Fa maivana izany raha Anilanao
Ka hody fifaliana

Ref:Handroso isan’andro na aiza aleha
Na mora na sarotra atao
Tsy hiala tokoa na hivadika re!
Ambara-pahatonga Aminao (2)

Mpihira : ANJOMARA-Anosivavaka
Mpamaky : 5074
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 13/09/2006 07:54:38
ID : 3878

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo