TSY AVELAN'ANDRIAMANITRA (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy avelan’Andriamanitra hiraviravy htcbptm tànana tanteraka,
Ireo zanany wktjxks miady saina mila ho reraka;
Tsy avelany hamoy fo tafiny herin-tsaina hahazaka,
Ka na inona manjo dia tohanany hitraka.
Ref:
Efa mba nisy ve, hatramin’ny elabe masoandro nody takariva
hcrgw tononkira.serasera.org Ka tsy niverina mba hanazava indray ’lay maraina
Tsy mba drafitr’Andriamanitra ny fahoriana tsy azo laizina
Hahitany ireo voahariny ho farahidiny amin’ny maizina
Ny ranomaso sy tomany
Na dia mirotsaka aza tsy mateza fa fafany.
Raha tsaroana ho mikija ny ranon’oram-be mivatravatra,
Mibosesika ny alahelo tsy omby tratra;
Tsapanao ho mielina ny hafaliana sy ny andro tsara,
Lasalasa ny vinany fa toa mivilana ny zara.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 4434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rajaona
Daty : 13/11/2003 01:09