TSY AVELAN'ANDRIAMANITRA (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy avelan’Andriamanitra hiraviravy tànana tanteraka,
Ireo zanany miady zdzipld saina mila ho reraka;
Tsy avelany hamoy fo tafiny herin-tsaina hahazaka,
Ka na inona manjo dia tohanany hitraka.
Ref:
Efa mba nisy ve, hatramin’ny elabe masoandro nody takariva
Ka tsy niverina mba hanazava indray ’lay maraina
tononkira.serasera.org Tsy mba drafitr’Andriamanitra ny udyzhjnw fahoriana tsy azo laizina
Hahitany ireo voahariny ho farahidiny amin’ny maizina
Ny ranomaso sy tomany
Na dia mirotsaka aza tsy mateza fa fafany.
Raha ecer tsaroana ho mikija ny ranon’oram-be mivatravatra,
Mibosesika ny alahelo tsy omby tratra;
Tsapanao ho mielina ny hafaliana sy ny andro tsara,
Lasalasa ny vinany fa toa mivilana ny zara.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 4433
Likes : 0 Like
Created by : Rajaona
Date : 13/11/2003 01:09