MISAOTRA ANAO RAY O (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISAOTRA ANAO RAY O !
Misaotra anao aho Ray ô !
Fa sgatpm tsy mba nataonao
Ho isan'ny hanamelohanao ahy
Ny hadalana sy ditra-po
Fa fiainam-baovao lahy izao
No indro atolotrao
Mba ho fanitsiana ny diako
Ho amin 'ny andro sisa iainako
REF.
Dia avo fipetraka IANAO
Fa iva fijery
Dia be fandeferana tokoa
Na dia RAY tononkira.serasera.org MAHERY
Menatra Anao aho RAIKO TSITOHA
Mivalo Aminao aho , fa tsy hanindroa
Ny zava-drehetra manimba fanao
Tsy ataoko ho filamatra !!!
Misaotra Anao aho ry nqaodv RAY !
Noho ny fitiavanao
Fa indro velarinao eo anoloako
Ny lalam - pahamarinana
Ka saingy izaho indray lahy
No mila hiolona
Raha sendra mba mihambahamba
Rehefa hanaraka ny sitrakao xdgvbdvz .
...Misaotra Anao aho RAY ô !!!
Misaotra anao aho Ray ô !
Fa sgatpm tsy mba nataonao
Ho isan'ny hanamelohanao ahy
Ny hadalana sy ditra-po
Fa fiainam-baovao lahy izao
No indro atolotrao
Mba ho fanitsiana ny diako
Ho amin 'ny andro sisa iainako
REF.
Dia avo fipetraka IANAO
Fa iva fijery
Dia be fandeferana tokoa
Na dia RAY tononkira.serasera.org MAHERY
Menatra Anao aho RAIKO TSITOHA
Mivalo Aminao aho , fa tsy hanindroa
Ny zava-drehetra manimba fanao
Tsy ataoko ho filamatra !!!
Misaotra Anao aho ry nqaodv RAY !
Noho ny fitiavanao
Fa indro velarinao eo anoloako
Ny lalam - pahamarinana
Ka saingy izaho indray lahy
No mila hiolona
Raha sendra mba mihambahamba
Rehefa hanaraka ny sitrakao xdgvbdvz .
...Misaotra Anao aho RAY ô !!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 2340
Likes : 1 Like
Created by : rajaobelison.andry
Date : 01/02/2020 08:42
