NOHO NY FAHASOAVANAO (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Noho ny fahasoavanao e, ry Ray Malala
Dia mbola toy izao mbola tsy mamoy fo
Tsy avelanao handao ny vala
Fa ambenanao tokoa
Refrain: Mihorohoro izahay miatrika ady isan’andro vaky izao
tononkira.serasera.org Tsy mahafikitra aminao satria marefo
Soa fa eo Ianao tsy mamela anay ho folaka andantony
2-Noho ilay fahasoavana mhudzn e, ny fahanginanay
No zary ampinga entinay misetra
Ny hetraketrak’i satana
Milofo hamotraka
3-Aza avela hiantehatra amin’ny herinay
Fa tsy rwaff mahavita tena raha misaraka Aminao
Meteza hanoro anay mba dlyeoo handray
Ireo toromarikao
Misaotra Ray noho ny fandrenesanao ny antsoantson-janakao avy ao anaty andavanandrony
Misaotra noho ny fahendrena atafinao ny fo torovana mba ho anjara masoandrony
Misaotra noho ny valim-bavaka tsy takatry ny saina amin’ny maha olon-tsotra
Mahatonga anay hitraka, manantena fifaliana sy fiainana mizotra
AMAF

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 8833
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tantelyfa
Daty : 26/07/2016 10:49