TSY AVELAN'ANDRIAMANITRA (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org avelan’Andriamanitra hiraviravy tànana tanteraka,
Ireo zanany miady saina mila ho reraka;
Tsy avelany hamoy fo tafiny herin-tsaina hahazaka,
Ka na inona manjo dia tohanany hitraka.
ycfq Ref:
Efa mba nisy ve, hatramin’ny elabe masoandro nody takariva
zspj Ka xavxb tsy niverina mba hanazava indray ’lay maraina
Tsy mba drafitr’Andriamanitra ny fahoriana tsy azo laizina
Hahitany ireo voahariny ho farahidiny amin’ny maizina
Ny ranomaso sy tomany
Na dia mirotsaka aza tsy mateza fa fafany.
Raha tsaroana ho mikija ny ranon’oram-be mivatravatra,
Mibosesika ny alahelo tsy omby tratra;
Tsapanao ho mielina ny hafaliana sy ny andro tsara,
Lasalasa ny vinany fa toa mivilana ny zara.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 4381
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rajaona
Date : 13/11/2003 01:09