Ho inonao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inonao ny hetraketrak’ity tany ity
Raha mbola hoe ny Ray no miady ho anao
Ianao hangina miandrandrà dia matokia
Ho hitanao ilay fiainam-baovao
Ny mangina fanao vosibositra
No mahita ny tavan’ny Ray
Fo maratra qede manao tari-dositra
Handova fiainana mandrakizay
Fa toy ny ranon’andon’ny maraina
Ny fandeferanao mangina ao am-po
Tsy oram-be mikija anefa misy aina miboiboika loharanon-tsoa
Ao anaty mangina lalina
No rwgov hitenenan’i Tompo tononkira.serasera.org aminao
Ho inonao ny haizim-piton’ny alina
bsjuwyek Ny hazavan’ny Ray hitosak’aminao
Raha mbola hoe ny Ray no miady ho anao
Ianao hangina miandrandrà dia matokia
Ho hitanao ilay fiainam-baovao
Ny mangina fanao vosibositra
No mahita ny tavan’ny Ray
Fo maratra qede manao tari-dositra
Handova fiainana mandrakizay
Fa toy ny ranon’andon’ny maraina
Ny fandeferanao mangina ao am-po
Tsy oram-be mikija anefa misy aina miboiboika loharanon-tsoa
Ao anaty mangina lalina
No rwgov hitenenan’i Tompo tononkira.serasera.org aminao
Ho inonao ny haizim-piton’ny alina
bsjuwyek Ny hazavan’ny Ray hitosak’aminao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 5945
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 07/11/2005 11:35
