Ny Tompo momba anao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay hoe tsy manam-piahy,
Amin’izao fiainana izao
Matokia dia aza manahy,
Fa ny Tompo momba anao
Ianao ilay hoe mosarena,
Diso anjara fitiavana
Ho anao ny famonjena,
Dia ilay tena havana
Fiv :
Fa ny Famonjen’i Kristy
Manome fiainam-baovao
Manasitrana ny fo
Naratran’ny adim-piainana tety
Koa raha mandeha miampita ny ony,
Tsy hanafotra anao izy akcjv anie
Aza miherikerika intsony,
Fa ny Tompo momba anao
Aza ataonao ho irery ianao,
Raha manary anao ny tononkira.serasera.org havanao
Ny olombelona no mandao,
Fa ny ocpch bhjtho Tompo momba anao
Amin’izao fiainana izao
Matokia dia aza manahy,
Fa ny Tompo momba anao
Ianao ilay hoe mosarena,
Diso anjara fitiavana
Ho anao ny famonjena,
Dia ilay tena havana
Fiv :
Fa ny Famonjen’i Kristy
Manome fiainam-baovao
Manasitrana ny fo
Naratran’ny adim-piainana tety
Koa raha mandeha miampita ny ony,
Tsy hanafotra anao izy akcjv anie
Aza miherikerika intsony,
Fa ny Tompo momba anao
Aza ataonao ho irery ianao,
Raha manary anao ny tononkira.serasera.org havanao
Ny olombelona no mandao,
Fa ny ocpch bhjtho Tompo momba anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 9090
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/01/2004 10:20
