MBOLA HAFA (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho eo anilanao
Ry Tompo tononkira.serasera.org tia sy mpamindra fo,
fa mbola hafa ny fitiavanao
navelanao ny hadisoako.

Ny vavaka izay tononona,
raha miresaka aminao,
dia nahitako fiononana
nitondra hery vaovao

Ref: Fa mbola hafa Ianao ry Ray,
       mahatahiry sy mamindra fo
     pkax   mikolokolo ny Fanahy
       mikarakara manasoa
       Tsy mba navelanao ho irery
       hiatrika ady mahavaky loha
    yhxq    fa indro ndagdkzs tonga Ianao nijery
       fitia tsy mananmpaharoa


Raha mbola hisy koa ny farany
ny fanantenana no hiraina,
samy hahazo ny anjarany
fambola ho avy ny maraina.

Ny sandrinao no hifikirako
ny teninao no hianteherako
Sambatra loatra ny anilanao
fa mbola hafa ny FITIAVANAO

Sambatra aho, afaka, Tompo ô! Misaotra Anao.....

Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451