Tahaka ny diera (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tahaka ny diera mihanahana.
Maniry ny rano an'ony.
No anirian'ny fanahiko Anao.
Anao Andriamanitra ô!
Mangetaheta an'Andriamanitra.
Ny fanahiko lgoml izany.
Fa mangetaheta an'Andriamanitra.
Andriamanitra velona.
Rahoviana aho no ho tonga.
Ho tonga ka hiseho.
Eo anatrehan'Andriamanitra.
tononkira.serasera.org Ny ranomasoko.
No fiahiako andro fpeq aman'alina.
Amin'ny anaovany ahy mandrakariva hoe:
Aiza izay Andriamanitrao?
Nahoana no mitanondrika ianao.
Ry fanahiko ka mitoloko.
Nahoana ianao no mitanondrika.
Sy mitoloko ato anatiko.
Manantena an'Andriamanitra ianao.
Fa mbola hidera azy ihany aho.
Noho nfirxf ny famonjeny ny tavany.
Maniry ny rano an'ony.
No anirian'ny fanahiko Anao.
Anao Andriamanitra ô!
Mangetaheta an'Andriamanitra.
Ny fanahiko lgoml izany.
Fa mangetaheta an'Andriamanitra.
Andriamanitra velona.
Rahoviana aho no ho tonga.
Ho tonga ka hiseho.
Eo anatrehan'Andriamanitra.
tononkira.serasera.org Ny ranomasoko.
No fiahiako andro fpeq aman'alina.
Amin'ny anaovany ahy mandrakariva hoe:
Aiza izay Andriamanitrao?
Nahoana no mitanondrika ianao.
Ry fanahiko ka mitoloko.
Nahoana ianao no mitanondrika.
Sy mitoloko ato anatiko.
Manantena an'Andriamanitra ianao.
Fa mbola hidera azy ihany aho.
Noho nfirxf ny famonjeny ny tavany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 942
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 30/11/2022 13:32
