Tahaka ny diera (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tahaka ny diera mihanahana.
Maniry ny rano an'ony.
No anirian'ny fanahiko Anao.
Anao fmsu Andriamanitra ô!
Mangetaheta an'Andriamanitra.
Ny fanahiko izany.
Fa mangetaheta an'Andriamanitra.
Andriamanitra velona.

   Rahoviana aho no ho wapds tonga.
   Ho tonga ka hiseho.
   Eo anatrehan'Andriamanitra.
   Ny ranomasoko.
   No fiahiako andro aman'alina.
   Amin'ny anaovany ahy mandrakariva hoe:
   Aiza izay Andriamanitrao?

Nahoana jhcdn no mitanondrika ianao.
Ry fanahiko ka mitoloko.
Nahoana ianao no mitanondrika.
Sy mitoloko ato anatiko.
Manantena an'Andriamanitra ianao.
Fa mbola hidera azy ihany aho.
Noho ny famonjeny ny tavany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana
Visites : 883
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 30/11/2022 13:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0497