Tahaka ny diera (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tahaka ny diera mihanahana.
Maniry ny rano an'ony.
No anirian'ny fanahiko Anao.
Anao agbif Andriamanitra ô!
Mangetaheta an'Andriamanitra.
Ny fanahiko izany.
Fa mangetaheta tononkira.serasera.org an'Andriamanitra.
Andriamanitra velona.

   Rahoviana aho no ho tonga.
   Ho tonga ka hiseho.
  rwuuyrjv  Eo anatrehan'Andriamanitra.
   Ny ranomasoko.
   No fiahiako andro aman'alina.
   Amin'ny fnhiir anaovany ahy mandrakariva hoe:
   Aiza izay Andriamanitrao?

Nahoana no mitanondrika ianao.
Ry fanahiko ka mitoloko.
Nahoana ianao no mitanondrika.
Sy mitoloko ato anatiko.
Manantena an'Andriamanitra ianao.
Fa mbola hidera azy ihany aho.
Noho ny famonjeny ny tavany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346