O asandrato (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O asandrato ny hosana
Hidera ny Tompo avo indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny iifqhk maraina
Mendrika ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
tononkira.serasera.org Izao tontolo izao manaiky ypgkxd anao Ray
ibvi Ho mpanjaka hatrizay hatrizay
Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, Amen...
Hidera ny Tompo avo indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny iifqhk maraina
Mendrika ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
tononkira.serasera.org Izao tontolo izao manaiky ypgkxd anao Ray
ibvi Ho mpanjaka hatrizay hatrizay
Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, Amen...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 4590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lebota
Daty : 03/11/2005 09:30
