O asandrato (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O asandrato ny hosana
Hidera ny Tompo avo tononkira.serasera.org indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny xmfycl adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny maraina
Mendrika fvym ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
Izao tontolo izao manaiky anao Ray
Ho mpanjaka hatrizay hatrizay
Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, ezbmqwhw Amen...
Hidera ny Tompo avo tononkira.serasera.org indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny xmfycl adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny maraina
Mendrika fvym ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
Izao tontolo izao manaiky anao Ray
Ho mpanjaka hatrizay hatrizay
Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, ezbmqwhw Amen...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 4438
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 03/11/2005 09:30
