O asandrato (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O asandrato ny hosana
Hidera ny Tompo avo znywug indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny maraina
tononkira.serasera.org Mendrika ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
Izao tontolo izao manaiky anao Ray
Ho jasz mpanjaka hatrizay hatrizay
lrwjpvte Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, Amen...
Hidera ny Tompo avo znywug indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny maraina
tononkira.serasera.org Mendrika ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
Izao tontolo izao manaiky anao Ray
Ho jasz mpanjaka hatrizay hatrizay
lrwjpvte Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, Amen...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 4437
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 03/11/2005 09:30
