Mody ny masoandro (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ny masoandro, mangina yfievco ny tontolo
Maizina ny andro, tsy misy velom-bolo
Injany any ho any, toreo ivaiva
Arahana tomany, izay hitako madiva.
Tonony:
Oh, jxhve tsarovy lahy, fa misy any ho any.
Hery ankiray tsy hita tononkira.serasera.org eto an-tany.
Jesoa be fitia Mpamonjy re
No hanavotra anao izay voageja eh.
Ny lalana xgjuyvs toa kizo, ny aizina efa tamy.
Ny volana feno zizo fa manina any ho any.
Mirongatra ny sento, mameno ny endrikao.
Tsarovy eh, fa ny eto akany mitalaho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 728
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 15/12/2023 05:38