Mody ny masoandro (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ny masoandro, mangina ny tontolo
Maizina ny andro, tsy misy velom-bolo
Injany any ho any, toreo ivaiva
Arahana tomany, izay hitako madiva.
Tonony:
Oh, tsarovy lahy, fa misy any sovxa ho any.
Hery ankiray tsy hita eto an-tany.
Jesoa be sqpg fitia Mpamonjy re
No hanavotra anao izay voageja eh.
Ny lalana toa kizo, ny sikiztfm aizina efa tamy.
Ny volana feno zizo fa tononkira.serasera.org manina any ho any.
Mirongatra ny sento, mameno ny endrikao.
Tsarovy eh, fa ny eto akany mitalaho.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 760
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 15/12/2023 05:38