Mody ny masoandro (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ny masoandro, mangina ny tontolo
Maizina ny tononkira.serasera.org andro, tsy misy velom-bolo
Injany any ho any, toreo ivaiva
Arahana tomany, izay hitako madiva.
Tonony:
Oh, ysxdkft tsarovy lahy, fa misy any ho any.
Hery ankiray tsy xaqslz hita eto an-tany.
Jesoa be fitia Mpamonjy re
No hanavotra anao izay voageja eh.
Ny lalana toa kizo, ny aizina efa tamy.
Ny volana feno zizo dwlhqsqo fa manina any ho any.
Mirongatra ny sento, mameno ny endrikao.
Tsarovy eh, fa ny eto akany mitalaho.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 691
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ruthkwl
Date : 15/12/2023 05:38