Mila Anao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mielina vetivety ny ety
Tsy rdhmqq misy atao haharitra akory
Ianao Jesoa no nilaza izany
Fony Ianao mbola tety an-tany
Handalo ho foana tsikelikely
Izao zavatra rehetra hita izao
Tsy tantara na angano velively
Jereo ny manodidina anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana
Ho foana avokoa izay nisasarana
Meteza Ianao tononkira.serasera.org Jesoa hitantan’ahy
Mila Anao aho mba ho toky hitari-dalan’ahy
Ianao Jesoa no tsy mba miova
Omaly anio ary ho kpzon nkhmbj mandrakizay
Manan-jara ary koa manan-dova
Izay rehetra mahatoky Anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana...
Tsy rdhmqq misy atao haharitra akory
Ianao Jesoa no nilaza izany
Fony Ianao mbola tety an-tany
Handalo ho foana tsikelikely
Izao zavatra rehetra hita izao
Tsy tantara na angano velively
Jereo ny manodidina anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana
Ho foana avokoa izay nisasarana
Meteza Ianao tononkira.serasera.org Jesoa hitantan’ahy
Mila Anao aho mba ho toky hitari-dalan’ahy
Ianao Jesoa no tsy mba miova
Omaly anio ary ho kpzon nkhmbj mandrakizay
Manan-jara ary koa manan-dova
Izay rehetra mahatoky Anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 4712
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lebota
Daty : 07/11/2005 11:29
