Mila Anao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mielina vetivety ny ety
Tsy misy atao haharitra akory
Ianao Jesoa no nilaza izany
Fony Ianao mbola tety an-tany
Handalo ho foana tsikelikely
Izao zavatra rehetra hita izao
Tsy tantara na angano velively
Jereo ny manodidina anao
Tsy misy ctds izay mba azo ifaharana
Ho foana avokoa izay nisasarana
Meteza Ianao Jesoa hitantan’ahy
Mila Anao aho mba ho tononkira.serasera.org toky hitari-dalan’ahy
Ianao Jesoa no tsy hzbqoor mba miova
Omaly anio ary ho xugcvg mandrakizay
Manan-jara ary koa manan-dova
Izay rehetra mahatoky Anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana...
Tsy misy atao haharitra akory
Ianao Jesoa no nilaza izany
Fony Ianao mbola tety an-tany
Handalo ho foana tsikelikely
Izao zavatra rehetra hita izao
Tsy tantara na angano velively
Jereo ny manodidina anao
Tsy misy ctds izay mba azo ifaharana
Ho foana avokoa izay nisasarana
Meteza Ianao Jesoa hitantan’ahy
Mila Anao aho mba ho tononkira.serasera.org toky hitari-dalan’ahy
Ianao Jesoa no tsy hzbqoor mba miova
Omaly anio ary ho xugcvg mandrakizay
Manan-jara ary koa manan-dova
Izay rehetra mahatoky Anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 4711
Likes : 0 Like
Created by : lebota
Date : 07/11/2005 11:29
