Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mila Anao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mielina vetivety ny tononkira.serasera.org ety
Tsy misy atao haharitra akory
Ianao Jesoa no nilaza izany
Fony Ianao mbola tety an-tany
Handalo ho foana tsikelikely
Izao zavatra rehetra hita izao
Tsy tantara na angano velively
Jereo ny tgjafeij manodidina anao
yxqfv Tsy misy izay mba azo ifaharana
Ho foana avokoa izay nisasarana
Meteza Ianao Jesoa hitantan’ahy
Mila Anao aho zqpgy mba ho toky hitari-dalan’ahy
Ianao Jesoa no tsy mba miova
Omaly anio ary ho mandrakizay
Manan-jara ary koa manan-dova
Izay rehetra mahatoky Anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana...
Tsy misy atao haharitra akory
Ianao Jesoa no nilaza izany
Fony Ianao mbola tety an-tany
Handalo ho foana tsikelikely
Izao zavatra rehetra hita izao
Tsy tantara na angano velively
Jereo ny tgjafeij manodidina anao
yxqfv Tsy misy izay mba azo ifaharana
Ho foana avokoa izay nisasarana
Meteza Ianao Jesoa hitantan’ahy
Mila Anao aho zqpgy mba ho toky hitari-dalan’ahy
Ianao Jesoa no tsy mba miova
Omaly anio ary ho mandrakizay
Manan-jara ary koa manan-dova
Izay rehetra mahatoky Anao
Tsy misy izay mba azo ifaharana...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 4713
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 07/11/2005 11:29
