MANGETAHETA ANAO (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofo karankaina, tononkira.serasera.org mangetaheta fatratra Anao ô ! ô
No indro mitaraina
Ianao ’lay andon’ny maraina vaovao tsy xgiytc mba mety yakblwm ritra
Ianao manondraka ny tany hay
’Ty foko maina sy mitriatra
Mangetaheta fatratra Anao Ray

’Zao rehetra izao, manora-tena ho fatratra avokoa
Manefitr’ahy aminao
Mamilivily saina sy ny fo
Izaho tsy manan-kery, tsy mahalia lalana aho ry Ray
Koa aza avelanao irery
Miatrika ireo ady mahamay

Andrasako eto ny fotoana hiavianao
Ho avy Ianao finoako lalina ao am-poko izany
Nefa aza ela loatra fa mijaly indrindra aho
Mangetaheta Anao ity foko sasa-mitomany

                                                   cgzrjrp              Jordan

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana
Vangy : 5489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lebota
Daty : 18/08/2006 15:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375