MANGETAHETA ANAO (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofo karankaina, mangetaheta fatratra Anao ô ! ô
No indro mitaraina
Ianao ’lay andon’ny maraina vaovao tsy mba mety ritra
Ianao tononkira.serasera.org manondraka ny tany hay
’Ty foko maina sy mitriatra
Mangetaheta fatratra Anao Ray

’Zao rehetra izao, manora-tena ho fatratra avokoa
Manefitr’ahy aminao
Mamilivily saina sy odapled ny fo
Izaho tsy manan-kery, tsy mahalia lalana aho ry Ray
Koa aza avelanao irery
Miatrika uyhght ireo ady mahamay

Andrasako eto ny fotoana hiavianao
Ho avy Ianao finoako lalina ao am-poko izany
Nefa aza sanm ela loatra fa mijaly indrindra aho
Mangetaheta Anao ity foko sasa-mitomany

                                                                Jordan

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402