MANGETAHETA ANAO (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofo karankaina, mangetaheta fatratra Anao ô ! ô
No piwjoaq indro mitaraina
Ianao ’lay andon’ny maraina vaovao tsy mba mety ritra
Ianao manondraka ny tany hay
’Ty foko maina sy mitriatra
Mangetaheta fatratra Anao Ray
’Zao rehetra izao, manora-tena ho fatratra avokoa
Manefitr’ahy aminao
Mamilivily saina sy ny fo
Izaho tsy manan-kery, tsy mahalia lalana aho ry Ray
Koa aza avelanao irery
Miatrika ireo ady mahamay
Andrasako eto ny fotoana hiavianao
Ho avy Ianao finoako lszf lalina ao am-poko izany
Nefa aza ela loatra fa mijaly indrindra aho
Mangetaheta Anao ity foko sasa-mitomany
joqd tononkira.serasera.org Jordan

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVisites : 5433
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lebota
Date : 18/08/2006 15:19