Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hoderaiko Ianao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaiko Ianao ry Ray.
Nametraka ahy hanjaka eto an-tany.
Ankalazaiko Ianao fa tapitr'ohatra.
Ny fahendrenao tsy hita lany.
Ianao nanao ny alina,ho fitsaharan'ireo zava-boahary.
Miandrandra hafaliana sy maraina vaovao.
Avy Aminao indray.
Ref:Ny masoandro raha nrerb miposaka.
Dia mitondra hazavana indray mitosaka.
Ho fanilon'ny natiora bbqpyyxk falifaly.
Miara-mankalaza an'Andriamanitra.
Mpahary izao rehetra izao.
Diso lalana izahay,mazana tsy mahay.
Mifidy ny tsara.
Tsy mahafantatra izay gmwgx mahasoa.
Tinendrinao ho anay,mba ho anjara.
Tsy mba tononkira.serasera.org tia ny ratsy anefa Ianao.
Ka manamboatra ny ao am-po tsy hitroatra.
Mampitony 'reo filana tafahoatra.
Ka dia ho deraiko Ianao.
Nametraka ahy hanjaka eto an-tany.
Ankalazaiko Ianao fa tapitr'ohatra.
Ny fahendrenao tsy hita lany.
Ianao nanao ny alina,ho fitsaharan'ireo zava-boahary.
Miandrandra hafaliana sy maraina vaovao.
Avy Aminao indray.
Ref:Ny masoandro raha nrerb miposaka.
Dia mitondra hazavana indray mitosaka.
Ho fanilon'ny natiora bbqpyyxk falifaly.
Miara-mankalaza an'Andriamanitra.
Mpahary izao rehetra izao.
Diso lalana izahay,mazana tsy mahay.
Mifidy ny tsara.
Tsy mahafantatra izay gmwgx mahasoa.
Tinendrinao ho anay,mba ho anjara.
Tsy mba tononkira.serasera.org tia ny ratsy anefa Ianao.
Ka manamboatra ny ao am-po tsy hitroatra.
Mampitony 'reo filana tafahoatra.
Ka dia ho deraiko Ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 2262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 20/04/2017 09:17
