Hoderaiko Ianao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaiko Ianao ry Ray.
Nametraka tononkira.serasera.org ahy hanjaka eto an-tany.
Ankalazaiko Ianao fa tapitr'ohatra.
Ny fahendrenao tsy hita lany.
Ianao nanao ny alina,ho fitsaharan'ireo zava-boahary.
Miandrandra hafaliana sy maraina vaovao.
Avy Aminao indray.
Ref:Ny masoandro raha miposaka.
Dia mitondra ihlvlb hazavana indray mitosaka.
Ho fanilon'ny natiora falifaly.
Miara-mankalaza an'Andriamanitra.
Mpahary izao rehetra izao.
Diso lalana izahay,mazana tsy mahay.
Mifidy ny tsara.
Tsy mahafantatra izay mahasoa.
Tinendrinao ho anay,mba ho anjara.
Tsy mba tia ny ratsy anefa Ianao.
Ka nfiprncc manamboatra ny ao am-po tsy hitroatra.
Mampitony dhfkbpv 'reo filana tafahoatra.
Ka dia ho deraiko Ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 2350
Likes : 0 Like
Created by : Ruthkwl
Date : 20/04/2017 09:17