Hoderaiko Ianao (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaiko Ianao ry Ray.
Nametraka ahy hanjaka eto an-tany.
Ankalazaiko Ianao wuly fa tapitr'ohatra.
Ny fahendrenao tsy hita lany.
Ianao nanao xfdfu ny alina,ho fitsaharan'ireo zava-boahary.
Miandrandra hafaliana sy maraina vaovao.
Avy Aminao indray.

Ref:Ny masoandro raha miposaka.
Dia mitondra hazavana indray mitosaka.
Ho fanilon'ny natiora falifaly.
Miara-mankalaza an'Andriamanitra.
Mpahary izao rehetra izao.

Diso lalana izahay,mazana tsy mahay.
Mifidy ny tsara.
Tsy mahafantatra izay haxx mahasoa.
Tinendrinao ho anay,mba ho anjara.
Tsy mba tia ny ratsy anefa Ianao.
Ka manamboatra ny tononkira.serasera.org ao am-po tsy hitroatra.
Mampitony 'reo filana tafahoatra.
Ka dia ho deraiko Ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338